Mpandresy isika (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka na dia mandalo tononkira.serasera.org ady sarotra ianao
Mitondra vesatra isan'andro ihany koa
Dia matokia fa Jesosy, tsy hamela anao irery
Ou! Ou! Ou! Ou!
'lay mampandresy anao, hanoana hatrany
Ny hiadananao no stgvh tena tanjony!
Ref:
Manoatra ny mpandresy isika amin'ny ahalalan'i Kristy
Tsy misy mahasaraka an'ny fitiavany anie, etyyy
Fa tsy hanary anao mandrakizay ny Tompo
Ra mbola eto an-tany ka hatrany an-danitra any
'lay mampandresy anao hanoana hatrany
Ny hiadananao no tena tanjony.
Ekeo Jesosy ho tompon'ny fanahy
Minoa f'efa nitsangana ihany koa
Ho famonjena hrxp sy famelàna
Ny fahavalo efa resiny
Ou! Ou! Ou! Ou!
Ka dia uokarw Jehovah no fialofana
Amin'ny andro fahoriana
Ref: ...
Mitondra vesatra isan'andro ihany koa
Dia matokia fa Jesosy, tsy hamela anao irery
Ou! Ou! Ou! Ou!
'lay mampandresy anao, hanoana hatrany
Ny hiadananao no stgvh tena tanjony!
Ref:
Manoatra ny mpandresy isika amin'ny ahalalan'i Kristy
Tsy misy mahasaraka an'ny fitiavany anie, etyyy
Fa tsy hanary anao mandrakizay ny Tompo
Ra mbola eto an-tany ka hatrany an-danitra any
'lay mampandresy anao hanoana hatrany
Ny hiadananao no tena tanjony.
Ekeo Jesosy ho tompon'ny fanahy
Minoa f'efa nitsangana ihany koa
Ho famonjena hrxp sy famelàna
Ny fahavalo efa resiny
Ou! Ou! Ou! Ou!
Ka dia uokarw Jehovah no fialofana
Amin'ny andro fahoriana
Ref: ...
--------
Link:
About this song
Artist : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaHits : 1192
Likes : 1 Like
Created by : Mihkanto
Date : 18/04/2019 11:49
