Vonjeo (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)

https://tononkira.serasera.org/hira/samia-fpvm-ankaraobato-betesda/vonjeo-1

Isika rehetra izao samy manantena fiainana vaovao
Kanefa ny tontolo miha ratsy foana re
Tahio ty nosinay harovy izahay amin'ny asan'ny Satana
Mibebaka Aminao re, mifona Tompo o

Tapaho ny hevitrao ndaho hivavaka
Hoan'ny MADAGASIKARA
Ario fa mahtononkira.serasera.orgavery ny fanompoan-tsampy
Ny fitiavan-tenanay izay fanao hatrizay
Hangataham-pamelana, karazam-pahotana izay tokony hialana

Ref:
Vonjeo fa hanjakan'ny asa ratsy
Mifona noho ny amin'ny toetra ratsy
Ho firenena sambatra manana Andriamanitra
Tompo sy mpamonjy ny fiainanay

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda
Mpamaky : 212
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Mihkanto
Tamin'ny : 18/05/2019 02:41:10
ID : 11703

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo