Mpandresy isika (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ka na dia mandalo ady sarotra ianao
Mitondra vesatra hdejjl isan'andro ihany koa
Dia matokia fa Jesosy, tsy tononkira.serasera.org hamela anao irery
Ou! Ou! Ou! Ou!
'lay mqeus mampandresy anao, hanoana hatrany
Ny hiadananao no tena tanjony!
Ref:
Manoatra ny mpandresy isika amin'ny ahalalan'i Kristy
Tsy misy nkml mahasaraka an'ny fitiavany anie, etyyy
Fa tsy hanary anao mandrakizay ny Tompo
Ra mbola eto an-tany ka hatrany an-danitra any
'lay mampandresy anao hanoana hatrany
Ny hiadananao no tena tanjony.
Ekeo Jesosy ho tompon'ny fanahy
Minoa f'efa nitsangana ihany koa
Ho famonjena sy famelàna
Ny fahavalo efa resiny
Ou! Ou! Ou! Ou!
Ka dia Jehovah no fialofana
Amin'ny andro fahoriana
Ref: ...

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaVangy : 1222
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mihkanto
Daty : 18/04/2019 11:49