Ataovy ny Asako (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie Jesosy mbola zaza loatra
Raha anao tononkira.serasera.org ny asa izay tedavinao
Izaho anie Jesosy mbola kely loatra
Vonona Aho izao wetzxfd noho ny teninao
Ref:
Ndeha yjjvzxr torio ny teny! Teny soa nomeny
Filazantsara soa maharitra tokoa
Izao anio izao, suajpdp miangavy Izy aminao
Miangavy mba hijery sy hitady ny ondry very
Fifaliambe ny an-danitra any
Raha misy ondry iray miova eto an-tany
Jerosalema, Jodia, hatrany samaria
Izao tontolo izao, tiany ho vonjena
Ref:...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaVangy : 1157
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mihkanto
Daty : 18/05/2019 04:40