Ataovy ny Asako (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie Jesosy mbola zaza loatra
Raha anao ny asa izay tedavinao
Izaho anie Jesosy mbola kely loatra
Vonona Aho izao noho ny teninao
Ref:
Ndeha torio ny teny! Teny soa nomeny
Filazantsara soa maharitra tokoa
Izao anio izao, tononkira.serasera.org miangavy Izy aminao
Miangavy mba hijery sy hitady ny ondry lsrvhw very
Fifaliambe wxeilvf ny an-danitra any
Raha misy ondry iray miova eto an-tany
Jerosalema, Jodia, wwls hatrany samaria
Izao tontolo izao, tiany ho vonjena
Ref:...
Raha anao ny asa izay tedavinao
Izaho anie Jesosy mbola kely loatra
Vonona Aho izao noho ny teninao
Ref:
Ndeha torio ny teny! Teny soa nomeny
Filazantsara soa maharitra tokoa
Izao anio izao, tononkira.serasera.org miangavy Izy aminao
Miangavy mba hijery sy hitady ny ondry lsrvhw very
Fifaliambe wxeilvf ny an-danitra any
Raha misy ondry iray miova eto an-tany
Jerosalema, Jodia, wwls hatrany samaria
Izao tontolo izao, tiany ho vonjena
Ref:...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIA FPVM Ankaraobato BetesdaVisites : 1188
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mihkanto
Date : 18/05/2019 04:40
