Ataovy ny Asako (SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho anie Jesosy mbola zaza loatra
Raha anao ny xucse asa izay tedavinao
Izaho anie Jesosy tononkira.serasera.org mbola kely loatra
Vonona Aho izao noho ny teninao

Ref:
Ndeha torio ny teny! Teny soa nomeny
Filazantsara soa maharitra tokoa
Izao anio izao, miangavy Izy aminao
Miangavy wwhjeygp mba hijery sy hitady ny ondry very

Fifaliambe cajrb ny an-danitra any
Raha misy ondry iray miova eto an-tany
Jerosalema, Jodia, hatrany samaria
Izao tontolo izao, tiany ho vonjena

Ref:...

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SAMIA FPVM Ankaraobato Betesda
Hits : 1190
Likes : 0 Like
Created by : Mihkanto
Date : 18/05/2019 04:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0311