tsy mahatoky ve ? (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao zay milaza fa mino an’i Jesoa
Nahoana ianao no toa be fanahiana
Tsy mahatoky ve ? Ny herin’ny Tompo ianao
Kanefa Izy (zaho tokoa)no niteny hoe(f’indro aho)
Hiaro sy hombanao
Ianao no ‘lay efa nofidiako
Sanatria tokoa ny hoe mba hariako
Aza mba matahotra ianao sanatria
Fa homba anao(zaho tokoa)aza mierika (indro aho)
f’izaho no Tomponao
                                       A . Hery Razanakoto
                                    ( 17/07/2020)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 527
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0745