tompo ô ! arovy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo wgrwoqja ô tononkira.serasera.org ! Arovy ao ambany elatrao aho
Tahaka ny fiarovan’ny reny akoho ny zanany
Hasiaka Ianao ka hiaro ,handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo antananao
Metéza Ianao re ry Ray, hiaro sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay atao
Ianao tokoa no ‘lay mahery
Mpitantanana anay tsy ho very
Ka tsy ho solafaka eny andalana.
cvgudqfq ldishzq A . Hery Razanakoto
Tahaka ny fiarovan’ny reny akoho ny zanany
Hasiaka Ianao ka hiaro ,handresy ireo fahavalo
Mitady handrombaka ahy eo antananao
Metéza Ianao re ry Ray, hiaro sy hitantana anay
Amin’ireo ezaka tianay atao
Ianao tokoa no ‘lay mahery
Mpitantanana anay tsy ho very
Ka tsy ho solafaka eny andalana.
cvgudqfq ldishzq A . Hery Razanakoto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 482
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:20
