ny miaraka aminao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Ny miaraka Aminao dia tsy maintsy
Miaritra xzrnzk ny mafy izay miseho ety
Tena tsapako tokoa fa tena mafy re
Ekeko noho ny Aminao ry Jesoa tia

2-Ny miaraka Aminao dia tsy maintsy
Mitory hatrany ny filazantsaranao
Tena tsapako tokoa fa tena sarotra
Ekeko noho ny Aminao xcfommb ry Jesoa tia

REF :
Jesoa  Ianao no hitokiako
mba hitantana izany diako
Manantena fa ho mpandresy hatrany
Satria miaraka Aminao ry Jesoa tononkira.serasera.org tia
     ctkfq          RANDRIAMIARIVELO Rojo Liantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 07:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0557