minoa an'i Jesoa (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Trotraky ny ady  ve ianao ,
Ady maro sesehena
Adin-tsaina tsy hay fefena ,
Adim-panahy tsy laitra iainana
2-Fantatrao ve fa ilay Jesoa,
Mora azonao antsoina
Raha tojo faharesena ,
Fandresena no tanjona kendrena
REF:
Aza kivy fa mitrakà .
Ô !  Antsoy Jesoa dia mivavaha
Minoa an’i Jesoa dia mangataha,
Fa ny olanao rehtra dia hivaha
       A . Hery Razanakoto  (Fev 2001)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 134
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 04/03/2025 06:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0752