isika mianatry jesoa (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isika e ! mpianatry Jesoa
Dia xztq nampianarina hanao ny marina
Ka na inona zavatra atao
E! n'aiza n'aiza re no sqgvmp misy anao
Dia katsaho foana re ny marina
2-Isika e ! mpianatry Jesoa
Dia nampianarina hanao ny marina
Ka na inona ny andraikitrao
Na manao aona re tononkira.serasera.org ny toeranao
Dia hajao foana re ny marina
REF :
Sambatra ny manao ny mety
Ka manao ny marina mandrakariva
Tsy manana fifaliana mihoatran' izao aho
Fa mandeha araky ny fahamarinana ny zanako
Meteza ianao hanao ny tsara
Ka hiezaka hanao ny marina hatrany
Satria ny marina anie tsy mety maty
Fa na dia hototofana hatrany re
Dia ao ny rariny ubtwvouh hamiratra
( Jao :15:13)
A . Hery Razanakoto (05/08/2017)
Dia xztq nampianarina hanao ny marina
Ka na inona zavatra atao
E! n'aiza n'aiza re no sqgvmp misy anao
Dia katsaho foana re ny marina
2-Isika e ! mpianatry Jesoa
Dia nampianarina hanao ny marina
Ka na inona ny andraikitrao
Na manao aona re tononkira.serasera.org ny toeranao
Dia hajao foana re ny marina
REF :
Sambatra ny manao ny mety
Ka manao ny marina mandrakariva
Tsy manana fifaliana mihoatran' izao aho
Fa mandeha araky ny fahamarinana ny zanako
Meteza ianao hanao ny tsara
Ka hiezaka hanao ny marina hatrany
Satria ny marina anie tsy mety maty
Fa na dia hototofana hatrany re
Dia ao ny rariny ubtwvouh hamiratra
( Jao :15:13)
A . Hery Razanakoto (05/08/2017)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 315
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 05/03/2025 08:51
