io vavaka io (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Io vavaka io anie no tena zava-dehibe
Hamahana ny olana  n’aiza n’aiza aleha
Raha sendra ireofahorina na koa ireo fifaliana
Dia Io vavaka io no ampiasao
Raha sendra hakiviava  na koa reo fistikiana
Dia Io vavaka io no ampiasao

2-Io vavaka io anie no tena zava-dehibe
Hamahana ny olana  n’inona n’inona atao
Raha sendra fitsapana na ireo ady sarotra
Dia Io vavaka io no ampiasao
Raha sendra ny ratsy na ireo fahasoavana
Dia Io vavaka io no ampiasao

     A . Hery Razanakoto  (06 Fev 1992)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 200
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0738