fitiavana (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Andriamanitra fitiavana ‘lay mpampiray sy mpampihavana
Asandratray ny Anaranao fa efa sitrakao
Ny hanome ny lahy tokana
Mba ho mpamonjy anay manokana
Sy hampifankatia anay ,hampifankatia
2-Afatotr’ilay fitiavana
Hifankatia sy ho mpihavana
Ho ao ambalanao ‘zahay ka ho ten’iray
Hiaraka hanandratra ao ampo
Hitory an’Andriamanitra tsitoha
Hilaza fitiavana , fitiavana
REF:Mitsangana mandehana ka zarao
‘lay fitiavana nitavako anao
Afafazo mba hahazo fitiavana
‘zao tontolo izao hifampihavana
RAKOTOSAMIMANANA Tantely Herinjato
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:42
