didy iray (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Didy iray fehin’ireo didy dboijqhn folo
No ambarako tononkira.serasera.org aminao anio
Tiavo ny namanao e! tahaka ny tenanao
Fa izany luamx anie no didy nomen’ny Ray
Didy vaovaotokoa no nomeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo koa
Fa izany no ahafantarana fa mpianatro ianareo
Fa mpianatro ianareo raha mifankatia
A . Hery Razanakoto
ejozs ( Sept 2003)
No ambarako tononkira.serasera.org aminao anio
Tiavo ny namanao e! tahaka ny tenanao
Fa izany luamx anie no didy nomen’ny Ray
Didy vaovaotokoa no nomeko anareo
Dia ny mba hifankatiavanareo koa
Fa izany no ahafantarana fa mpianatro ianareo
Fa mpianatro ianareo raha mifankatia
A . Hery Razanakoto
ejozs ( Sept 2003)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 385
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:22
