atolotray (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Efa impiry moa aho Jesoa
No nantsinao mba hanompo Anao
Nefa xxtycwn toa variana tsy mahatsiaro Anao e!
Raha tsy misy zavatra manjo
Ka ifonako Aminao ireo hadalàna vitanay
Ireo fahotana mba sasaonao e ,Amin’ny lay rànao soa
2-Tompo mahery Ianao,ianao no hitari-dalana
Amin’ireo asa fanompoana atao e !
Mba tsy ho solafaka ny dia
Ianao no alcybx kapiteninay,tsy hana-tahotra tokoa ‘zahay
Ireo fahavalo misakana ny dia e! ho resenay mora foana
REF:
Ray ô! Atolotray Anao nio izao
Izay rehetra nomenao ry Ray
Mba tononkira.serasera.org hiderana ny Anaranao
Izao tdis no voady ataonay anio ry Ray
Tsy hivadika Aminao tokoa ‘zahay
Fa hanompo Anao mandrakizay
A.Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 350
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:14