Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahaiza misaotra (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny androm-pahavelomanao ety an-tany
Mifangaro ny hafaliana sy ny tomany
Ka isaory avokoa izay dqysx omen'ilay vfcsls Tsitoha
F'Izy anie tononkira.serasera.org mahalala ny hahasoa
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
Ireo fahasoavana sy haratsiana
Indro isaorako avokoa, izay omenao Ray Tsitoha
Misaotr'e! Misaotr'e Tompo soa.
2- Misy andro tena mamy ifaliana
Dihy, korana, fiderana, fihobiana
Fa narotsaky ny Ray ireo fahasoavana
Harena, Zanaka, fahaizana
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
3- Misy anefa ny fotoana itomaniana
Fisedrana, ireo karazam-pahoriana
'Zao upqj no lazaiko anao, fitsapàna ihany izao
Ka isaory izay fitondràny anao
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
Misaotr'eh Jesoa tamin'ny fifaliana
Isaorako ihany koa ireo fahoriana
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Mifangaro ny hafaliana sy ny tomany
Ka isaory avokoa izay dqysx omen'ilay vfcsls Tsitoha
F'Izy anie tononkira.serasera.org mahalala ny hahasoa
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
Ireo fahasoavana sy haratsiana
Indro isaorako avokoa, izay omenao Ray Tsitoha
Misaotr'e! Misaotr'e Tompo soa.
2- Misy andro tena mamy ifaliana
Dihy, korana, fiderana, fihobiana
Fa narotsaky ny Ray ireo fahasoavana
Harena, Zanaka, fahaizana
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
3- Misy anefa ny fotoana itomaniana
Fisedrana, ireo karazam-pahoriana
'Zao upqj no lazaiko anao, fitsapàna ihany izao
Ka isaory izay fitondràny anao
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
Misaotr'eh Jesoa tamin'ny fifaliana
Isaorako ihany koa ireo fahoriana
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVangy : 2188
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niainarahadra
Daty : 31/01/2018 11:37
