Mahaiza misaotra (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny androm-pahavelomanao ety an-tany
Mifangaro ny fovixxbe hafaliana sy ny tomany
Ka isaory avokoa izay omen'ilay Tsitoha
F'Izy anie mahalala ny hahasoa
REFRAIN:
hxhowpe Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
Ireo fahasoavana sy haratsiana
Indro isaorako avokoa, izay omenao hdpalx Ray Tsitoha
Misaotr'e! Misaotr'e Tompo soa.
2- tononkira.serasera.org Misy andro tena mamy ifaliana
Dihy, korana, fiderana, fihobiana
Fa narotsaky ny Ray ireo fahasoavana
Harena, Zanaka, fahaizana
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
3- Misy anefa ny fotoana itomaniana
Fisedrana, ireo karazam-pahoriana
'Zao no lazaiko anao, fitsapàna ihany izao
Ka isaory izay fitondràny anao
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
Misaotr'eh Jesoa tamin'ny fifaliana
Isaorako ihany koa ireo fahoriana
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Mifangaro ny fovixxbe hafaliana sy ny tomany
Ka isaory avokoa izay omen'ilay Tsitoha
F'Izy anie mahalala ny hahasoa
REFRAIN:
hxhowpe Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
Ireo fahasoavana sy haratsiana
Indro isaorako avokoa, izay omenao hdpalx Ray Tsitoha
Misaotr'e! Misaotr'e Tompo soa.
2- tononkira.serasera.org Misy andro tena mamy ifaliana
Dihy, korana, fiderana, fihobiana
Fa narotsaky ny Ray ireo fahasoavana
Harena, Zanaka, fahaizana
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
3- Misy anefa ny fotoana itomaniana
Fisedrana, ireo karazam-pahoriana
'Zao no lazaiko anao, fitsapàna ihany izao
Ka isaory izay fitondràny anao
REFRAIN:
Misaotr'eh Jesoa nanome hafaliana
...
Misaotr'eh Jesoa tamin'ny fifaliana
Isaorako ihany koa ireo fahoriana
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
Misaotr'eh misaotra dia misaotr'e!!
--------
Lien:
Commentaires
niainarahadra
(
31/01/2018 11:28)
A/C: RAHADRA MAHEFA
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeVisites : 2187
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : niainarahadra
Date : 31/01/2018 11:37
