Ny hira sy mozika (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
V : Ny hira sy mozika
ydsawfgz Natao hiainantsika
Hamelona eto izao
Ty ventson'olondroa tsy mety mifandao
Duo : Fehezan-kira iray
Ho anao mandrakizay
Ho tsaroana sy kalokaloina
L : Ela niandrasana ty foko niolomay tyqghqr hatramizay
Te hampiara-peo indray
hiombon-kira aminao //2
Duo : Hihira aho ho anao
Ho ren'izao tontolo izao
Ny fo sy saina hifangia
V : Hiara-paly sy hirihariha
Duo : Hihira aho ho anao
hyrltm Mandra-piavin'ny hariva
V : Ho tadidy anatiko ao
Duo : tononkira.serasera.org Ny feonao toa feon'antsiva //2
ydsawfgz Natao hiainantsika
Hamelona eto izao
Ty ventson'olondroa tsy mety mifandao
Duo : Fehezan-kira iray
Ho anao mandrakizay
Ho tsaroana sy kalokaloina
L : Ela niandrasana ty foko niolomay tyqghqr hatramizay
Te hampiara-peo indray
hiombon-kira aminao //2
Duo : Hihira aho ho anao
Ho ren'izao tontolo izao
Ny fo sy saina hifangia
V : Hiara-paly sy hirihariha
Duo : Hihira aho ho anao
hyrltm Mandra-piavin'ny hariva
V : Ho tadidy anatiko ao
Duo : tononkira.serasera.org Ny feonao toa feon'antsiva //2
--------
Rohy:
