Eo no raisina (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'zay iteny ny marina tsy avela
rarana sady fefifefena
raha miteny ialahy lazaina fa adala
lazaina ocznkmfz fa mandika lalàna
ref:
eo, eo ianao no tononkira.serasera.org raisina
eo, gadra sady faizina
eo, eo albxjaji ianao no raisina eo
raha manaiky izay ataon'ialahy dia tsara
fa rehefa tsy manaiky ialahy adala
ny fiainan'ialahy nefa jereo
raha tsy miady ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
na matanjaka sy bokona aza ialahy
ny tampoka tsy maha lehilahy
ialahy na tezitra ka hampiaka-peo
rehefa tsy manana dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
aleo mitandrina leroa rehefa mikalo
ny vava tsy ambina lnewb mitera-pahavalo
ny kian'olona leretsy bôrikeo
fa raha migadra ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
rarana sady fefifefena
raha miteny ialahy lazaina fa adala
lazaina ocznkmfz fa mandika lalàna
ref:
eo, eo ianao no tononkira.serasera.org raisina
eo, gadra sady faizina
eo, eo albxjaji ianao no raisina eo
raha manaiky izay ataon'ialahy dia tsara
fa rehefa tsy manaiky ialahy adala
ny fiainan'ialahy nefa jereo
raha tsy miady ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
na matanjaka sy bokona aza ialahy
ny tampoka tsy maha lehilahy
ialahy na tezitra ka hampiaka-peo
rehefa tsy manana dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
aleo mitandrina leroa rehefa mikalo
ny vava tsy ambina lnewb mitera-pahavalo
ny kian'olona leretsy bôrikeo
fa raha migadra ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sadas groupeVangy : 1382
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fafanomezantsoa
Daty : 18/03/2018 09:28
