Valalan'alika (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
[e! valalan'alika e] [*2]
[valalan'alika ny ioab tenintsika e!] [*2]
mahagaga sy mahavariana
ny tenin-drazana indray no ariana
ny vita gasy tsy rarahina
ahilikilika sy hariana
ref:
e! valalan'...
miangavy aho ry malagasy
mipoa-tsatroka miala tsiny
ireo vahiny tsy miafiafy
izy indray no miteny gasy
ref:
e! valalan'...
ny teny baiko handbuaz ny yuwhbf razantsika
lasa tsy rarahintsika
asandrato ny teny gasy
aza tononkira.serasera.org atao valalan'alika
ref:
e! valalan'...
[e! valalan'alika e] [*2]
[valalan'alika ny ioab tenintsika e!] [*2]
mahagaga sy mahavariana
ny tenin-drazana indray no ariana
ny vita gasy tsy rarahina
ahilikilika sy hariana
ref:
e! valalan'...
miangavy aho ry malagasy
mipoa-tsatroka miala tsiny
ireo vahiny tsy miafiafy
izy indray no miteny gasy
ref:
e! valalan'...
ny teny baiko handbuaz ny yuwhbf razantsika
lasa tsy rarahintsika
asandrato ny teny gasy
aza tononkira.serasera.org atao valalan'alika
ref:
e! valalan'...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sadas groupeVangy : 1626
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fafanomezantsoa
Daty : 21/03/2018 17:47
