You are here: home > Tononkira > Sadas groupe

Tsy mety (Sadas groupe)

tsy mety ny mifamaly aman'olo ô ô
tsy mety ny miadiady ry nama
tsy mety hajao ny fiaraha-mono ô ô
tsy mety ny maka fahavalo

ref: (*2)
aleo mifandefitra e
aleo mifamela
aleo mifandefitra e
aleo mifamela ry nama a

tsy mety ny mankahala ny oloTsiky dia ampy ô ô
tsy mety ny miavonavona nama
tsy mety ny manimba ny fiainan'ny olo ô ô
tsy mety aleo mihavana nama

ref: (*2)
aleo...

misy olo miseho manan-karena
dia milaza fa hoe mahavita tena
misy olo miseho manana ny vonona
dia milaza tsy mila fiaraha-mono

ref: (*2)
aleo...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Sadas groupe
Mpamaky : 341
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Fafanomezantsoa
Tamin'ny : 18/03/2018 09:28:06
ID : 10472

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo