Saranga (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[saranga io ry nama enandrava ny fanambadiana a
saranga io e
nampisaraka fianankaviana a] [*2]
ref: (*2)
saranga io, amiko tsy ekeko ô
saranga io, amiko tsy misy e
[saranga io ry nama e
nanimba zavatra maro ô
saranga io ry nama e
nampisy ny mpivahavalo ô] [*2]
ref: (*2)
saranga io...
[mba didio nge ny tananao (*3)
fa raha rà fotsy dia manaiky aho
na mainty na fotsy mitovy rà (*3)
na manana io na tsy manana] [*2]
ref: (*2)
saranga io...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Sadas groupeVangy : 975
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Fafanomezantsoa
Daty : 18/03/2018 09:28