Eo no raisina (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'zay iteny ny marina tsy avela
rarana sady fefifefena
raha tononkira.serasera.org miteny ialahy lazaina fa adala
lazaina fa mandika lalàna
ref:
eo, eo ianao no raisina
eo, gadra sady faizina
eo, eo ianao no raisina eo
raha manaiky izay ataon'ialahy mhflv dia tsara
fa rehefa jogynnu tsy manaiky ialahy adala
ny fiainan'ialahy nefa jereo
raha tsy miady ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
na matanjaka sy bokona aza ialahy
ny tampoka tsy maha lehilahy
ialahy na tezitra ka hampiaka-peo
rehefa tsy manana dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
aleo mitandrina leroa rehefa xxverutw mikalo
ny vava tsy ambina mitera-pahavalo
ny kian'olona leretsy bôrikeo
fa raha migadra ialahy dia eo no raisina eo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Sadas groupeVisites : 1344
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Fafanomezantsoa
Date : 18/03/2018 09:28