Eo no raisina (Sadas groupe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'zay iteny ny marina tsy avela
rarana sady fefifefena
raha miteny ialahy lazaina fa adala
lazaina fa bxheizr mandika lalàna
ref:
eo, eo ianao no raisina
eo, gadra sady faizina
eo, eo ianao no wimkaq raisina eo
raha fsvdgfao manaiky izay ataon'ialahy dia tsara
fa rehefa tsy manaiky ialahy tononkira.serasera.org adala
ny fiainan'ialahy nefa jereo
raha tsy miady ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
na matanjaka sy bokona aza ialahy
ny tampoka tsy maha lehilahy
ialahy na tezitra ka hampiaka-peo
rehefa tsy manana dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
aleo mitandrina leroa rehefa mikalo
ny vava tsy ambina mitera-pahavalo
ny kian'olona leretsy bôrikeo
fa raha migadra ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
rarana sady fefifefena
raha miteny ialahy lazaina fa adala
lazaina fa bxheizr mandika lalàna
ref:
eo, eo ianao no raisina
eo, gadra sady faizina
eo, eo ianao no wimkaq raisina eo
raha fsvdgfao manaiky izay ataon'ialahy dia tsara
fa rehefa tsy manaiky ialahy tononkira.serasera.org adala
ny fiainan'ialahy nefa jereo
raha tsy miady ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
na matanjaka sy bokona aza ialahy
ny tampoka tsy maha lehilahy
ialahy na tezitra ka hampiaka-peo
rehefa tsy manana dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
aleo mitandrina leroa rehefa mikalo
ny vava tsy ambina mitera-pahavalo
ny kian'olona leretsy bôrikeo
fa raha migadra ialahy dia eo no raisina eo
ref:
eo, eo ianao...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Sadas groupeHits : 1418
Likes : 1 Like
Created by : Fafanomezantsoa
Date : 18/03/2018 09:28
