Malagasy anie ianao (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovy sy mba tadidio
Voafaritr’io ranomasina io

Tsarovy sy mba tadidio
Malagasy anie ianao
Voafaritr’io ranomasina io
Malagasy anie ianao

Tsarovy sy mba tadidio
Voafaritr’io ranomasina io
Ny foko izao ao mxnnzi no milasy
Ireo dia ireo re no Malagasy
Malagasy anie ianao

Raha vato nasondrotry bfgpec ny tany
Tsarovinao ireo ambany
Ianao no tonga amin’izany
Tsy iza re fa ireo ihany
Malagasy tononkira.serasera.org anie ianao

Raha tianao ity firenena
Soavy soa fa an’ny tena
Hizaho mkxufly  handroso hatrany
Asao ho vokatra ny tany
Malagasy anie ianao

Ataovy joko mihasolanga
Tsy hiova toa soa vangavanga
Ianao ho olomanga
Ny herimpo no arangaranga
Malagasy anie ianao

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 12/07/2026 14:39)
Misaotra ry ikalamako
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3141