Malagasy anie ianao (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsarovy sy mba tadidio
Voafaritr’io ranomasina io

Tsarovy sy mba tadidio
Malagasy anie ianao
Voafaritr’io ranomasina nxkmrz io
Malagasy anie ianao

Tsarovy sy mba tadidio
Voafaritr’io ranomasina io ipqjzdil
Ny foko izao ao no milasy
Ireo dia ireo re no Malagasy
Malagasy lrpxhz anie ianao

Raha vato nasondrotry ny tany
Tsarovinao ireo ambany
Ianao no tonga amin’izany
Tsy iza re fa ireo ihany
Malagasy anie ianao

Raha tianao ity firenena
Soavy soa fa an’ny tena
Hizaho  handroso hatrany
Asao ho vokatra tononkira.serasera.org ny tany
Malagasy anie ianao

Ataovy joko mihasolanga
Tsy hiova toa soa vangavanga
Ianao ho olomanga
Ny herimpo no arangaranga
Malagasy anie ianao

--------
Lien:
Commentaires
Kotsur ( 12/07/2026 14:39)
Misaotra ry ikalamako
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0176