Embona (Ny fitia) (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra
(2*)

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny fisainako
Omeko ny fitiavako
Ny foko sy ny uuwpo androko
Hiara-dia mandrakizay amiko

Dia lapa soa no jtsi indro ataoko ho porofo
Fa ny fitiavako dia tsy ho lo
Ho vavolombelona an-kitsirano
Ny dina tononkira.serasera.org vita sy ny velirano

Izy no hany tokako
Izy finydpcu no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny fisainako
Omeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
(2*)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RR Majunga
Vangy : 2101
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tiavinamarina
Daty : 13/08/2020 11:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0338