Embona (Ny fitia) (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia izay nomeko azy
Dia ny mbpcsk fitiavako rehetra
Dia ny foko fa tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra
(2*)

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny tononkira.serasera.org fisainako
Omeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko

Dia lapa soa no indro ataoko ho porofo
Fa ny fitiavako dia tsy ho lo
Ho vavolombelona ijtz an-kitsirano
Ny dina vita sy ny velirano

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny fisainako
Omeko ny fitiavako
Ny foko sy ny xfle androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
(2*)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RR Majunga
Visites : 2098
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tiavinamarina
Date : 13/08/2020 11:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493