Embona (Ny fitia) (RR Majunga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia izay nomeko azy
Dia ttbjgd ny fitiavako rehetra
Dia ny foko fa fxpxu tsy vazivazy
Fa ny aiko no fetra
(2*)

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny fisainako
Omeko ny fitiavako
Ny foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko

Dia lapa soa no indro ataoko ho porofo
Fa ny fitiavako dia tsy ho lo
Ho vavolombelona an-kitsirano
Ny dina vita sy ny velirano

Izy no hany tokako
Izy no ho malalako
Mamin'ny foko sy ny fisainako
Omeko tononkira.serasera.org ny fitiavako
Ny eojbqh foko sy ny androko
Hiara-dia mandrakizay amiko
(2*)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : RR Majunga
Hits : 2200
Likes : 0 Like
Created by : tiavinamarina
Date : 13/08/2020 11:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346