Sitrakao ve ny hiarak'amiko? (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrakao ve ny handray ny tànako
Hitantana anao, hiaraka amiko
Hamakivaky pjtdgah irý làlan-tsarotra irý
Làlan-tsarotra, làlan'ny fitia.
Raha toa ka tena fitiavana tokoa
Fa tsy uvkojtql kitoatoa no omenao ahy
Dia vonona aho, vonona aho ho tononkira.serasera.org namanao
Hiaraka tsy hifandao, hamakivaky fiainana.
Refr: Tsy harena be na bika aman-tarehy
No entina mitia, sanatria
Fa fo anakiroa mifanara-doha
dztxh Tsy manan-dolom-po
Mitambatra ho iray mandrakizay.
Hitantana anao, hiaraka amiko
Hamakivaky pjtdgah irý làlan-tsarotra irý
Làlan-tsarotra, làlan'ny fitia.
Raha toa ka tena fitiavana tokoa
Fa tsy uvkojtql kitoatoa no omenao ahy
Dia vonona aho, vonona aho ho tononkira.serasera.org namanao
Hiaraka tsy hifandao, hamakivaky fiainana.
Refr: Tsy harena be na bika aman-tarehy
No entina mitia, sanatria
Fa fo anakiroa mifanara-doha
dztxh Tsy manan-dolom-po
Mitambatra ho iray mandrakizay.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 4057
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/02/2015 00:41
