Sitrakao ve ny hiarak'amiko? (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrakao ve ny handray ny tànako
Hitantana anao, hiaraka amiko
Hamakivaky irý làlan-tsarotra irý
Làlan-tsarotra, làlan'ny fitia.
Raha toa ka tena fitiavana tokoa
Fa tsy kitoatoa no omenao ahy
Dia vonona aho, vonona aho ho namanao
Hiaraka tononkira.serasera.org tsy hifandao, hamakivaky fiainana.
Refr: Tsy harena be na bika aman-tarehy
No entina mitia, sanatria
Fa kuwta fo anakiroa mifanara-doha
juife Tsy manan-dolom-po
Mitambatra ho iray udedhkgh mandrakizay.
Hitantana anao, hiaraka amiko
Hamakivaky irý làlan-tsarotra irý
Làlan-tsarotra, làlan'ny fitia.
Raha toa ka tena fitiavana tokoa
Fa tsy kitoatoa no omenao ahy
Dia vonona aho, vonona aho ho namanao
Hiaraka tononkira.serasera.org tsy hifandao, hamakivaky fiainana.
Refr: Tsy harena be na bika aman-tarehy
No entina mitia, sanatria
Fa kuwta fo anakiroa mifanara-doha
juife Tsy manan-dolom-po
Mitambatra ho iray udedhkgh mandrakizay.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RossyHits : 4261
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 01/02/2015 00:41
