Ampidiro aloha ny tenimiafina
Roahy fa hariva (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny masoandro efa dify lasa tsy tana, lavitra ny lalana mbola hodiana iiii
satry foana hiara- ilalao hikorana nefa aleo zokiny any aoriana
ny sisa tsy hefa manaraka ihany iiaaa
izay aloha no vita natolotra androany iny ee
aza atao fisarahan'ny mpifahavalo
fa hasio hira farany iaraha-mikalo
Roahy fa hariva *4
hametraka veloma ho mandrampihaona, samy salama kaigr soava tsarà iiii
any andro any volana any fotoana mbola hifankahita
ka aza manahy
hiara hitapôlaka tononkira.serasera.org indray amin'izay hodn ee iii
fa ny amin'ny anio angamba vsea aloha ampy izay ndao hatao fisarahan'ny mpifankatia
hasio vaky sôva iaraha-mandihy
roahy fa hariva *4
hariva3
Roahy fa hariva 9x

--------
Rohy: