Roahy fa hariva (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny masoandro efa dify lasa tsy tana, lavitra gkypo ny lalana mbola hodiana iiii
satry foana hiara- ilalao hikorana nefa aleo zokiny any aoriana
ny sisa tsy hefa manaraka yjbrh ihany iiaaa
izay aloha no vita natolotra androany iny ee
aza atao fisarahan'ny mpifahavalo
fa hasio hira farany iaraha-mikalo
Roahy fa hariva *4
hametraka veloma ho mandrampihaona, samy salama soava tsarà iiii
any andro any volana any fotoana ptam mbola hifankahita
ka aza manahy
hiara hitapôlaka indray amin'izay ee iii
fa ny amin'ny anio angamba aloha ampy izay ndao tononkira.serasera.org hatao fisarahan'ny mpifankatia
hasio vaky sôva iaraha-mandihy
roahy fa hariva *4
hariva3
Roahy fa hariva 9x

--------
Lien: