Tsara foana (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resy lahatra tanteraka aho fa ny Andriamanitro mahery e
Izaho hoy aho tsy miala Aminao fa Aminao irery
Anatin'ny ady, heriko
Raha resy any aho, Izy no onena mrrn e
Izay no averimberiko tononkira.serasera.org asahiako manantena
Ny Famindrampony, ny Fiantrany
Ny Fahasoavany, ny Hatsarany tsy ho lany
Fitia tsy misy farany
Ny halehiben'ny Anarany tsisy ohatr'izany
Fa vaovao, isan'andro vaovao
Na inon'inona fotoana, TSARA FOANA
Nanananana.....oh oh
Raha sluqypgx sendra oram-baratra e
Rivo-doza ve manambana e
Ny Tanany ampinga lehibe
Tsy maintsy aleha
Raha mila ho reraka ny saiko,
Rofirofin'ny toloko e
Izao asoev no averiko lazaina ao am-poko
Ny Famindrampony, ny Fiantrany
Ny Fahasoavany, ny Hatsarany tsy ho lany
Fitia tsy misy farany
Ny halehiben'ny Anarany tsisy ohatr'izany
Fa vaovao, isan'andro vaovao
Na inon'inona fotoana, TSARA FOANA
Nanananana.....oh oh...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 17017
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : nomenasoa220
Daty : 13/04/2018 15:14