Sehatra (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso ho Anao ny sehatra Jesosy ô!
Fa raha izaho dia natao ho fiderana Anao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra tononkira.serasera.org Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona hffweh ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao vtqk atao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy izay sitraky ny fonao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Ataovy araky ny haben’ny famindram-ponao
Ny voninahitra Tompo ô!
Raiso taptv fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Fa raha izaho dia natao ho fiderana Anao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra tononkira.serasera.org Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona hffweh ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao vtqk atao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy izay sitraky ny fonao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Ataovy araky ny haben’ny famindram-ponao
Ny voninahitra Tompo ô!
Raiso taptv fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 1579
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mandaval
Daty : 14/07/2023 09:26
