O foko o (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
pkecwka Ô ! foko ô ! (2)
Aleoko ihany ianao
Mba hadio izany foko izany
Ô ! foko ô !(2)
Tsy hanan-tsiny anie
Ianao lllq izany foko izany
Feno loatra ianao
Dia mararirary ny aina
Misendoatra ianao
Dia mitritra toy ny tany tononkira.serasera.org karakaina(2)
Tsy ho tany karakaina (3)
Fa hiboiboika ny ranon’aina

Mavamavana
Ny fo mampihavana
Maivamaivana (2)


Ô ! foko ô !(2)
Aza mety dokafana ianao
Sao dia lasa misengisengy
Ô ! foko ô !(2)
Aza mety dokafana ianao
Sao dia lasa mirengirengy

Fa raha tezitra ianao
Tsy ho tratry ny andro milentika
Fa raha tezitra ianao
Mba meteza hamela matetika
Hamela matetika(3)
Tsy lsljr ho tratrin’ny andro milentika

--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 14/08/2024 18:45)
Efa ato ity tononkira ity ka hofafaina rehefa hitanao ny hafatra.
https://tononkira.serasera.org/hira/rija-rasolondraibe/o-foko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 773
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenomenaly
Daty : 14/08/2024 16:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5693