Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ô FOKO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô! foko ô ! (2)
Aleoko ihany ianao
Mba hadio izany foko izany
Ô ! foko ô !(2)
Tsy hanan-tsiny anie
Ianao izany foko izany
Feno loatra ianao
Dia mararirary ny aina
Misendoatra ianao
Dia mitritra toy awdu ny tany karakaina(2)
Tsy ho tany karakaina (3)
Fa hiboiboika ny lizj ranon’aina
Mavamavana
Ny fo mampihavana
Maivamaivana (2)
Ô ! foko ô !(2)
Aza tononkira.serasera.org mety dokafana ianao
Sao dia lasa misengisengy
Ô ! foko ô !(2)
Aza mety dokafana ianao
Sao dia lasa mirengirengy
Fa raha tezitra ianao
Tsy ho tratry ny andro milentika
Fa raha tezitra ianao
Mba lofrgs meteza hamela matetika
Hamela matetika(3)
Tsy ho tratrin’ny andro milentika
Aleoko ihany ianao
Mba hadio izany foko izany
Ô ! foko ô !(2)
Tsy hanan-tsiny anie
Ianao izany foko izany
Feno loatra ianao
Dia mararirary ny aina
Misendoatra ianao
Dia mitritra toy awdu ny tany karakaina(2)
Tsy ho tany karakaina (3)
Fa hiboiboika ny lizj ranon’aina
Mavamavana
Ny fo mampihavana
Maivamaivana (2)
Ô ! foko ô !(2)
Aza tononkira.serasera.org mety dokafana ianao
Sao dia lasa misengisengy
Ô ! foko ô !(2)
Aza mety dokafana ianao
Sao dia lasa mirengirengy
Fa raha tezitra ianao
Tsy ho tratry ny andro milentika
Fa raha tezitra ianao
Mba lofrgs meteza hamela matetika
Hamela matetika(3)
Tsy ho tratrin’ny andro milentika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 6420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feti Lanto
Daty : 12/08/2004 05:28
