Miorena (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mtvxlor Miorena
Miderà,mankalazà
Omeo Azy ny voninahitra
Izy ilay Tompo Andriamanitra Avo indrindra
Izy mitantana sy mandrindra
Tolory ny haja sy ny fisaorana
Fiv/ Samia mifaly fa notahiana isika
Arabaina,velon’aina
Hatrizay,hatrizay
Nitantanany antsika
tononkira.serasera.org Nikoloina ny finoana
Miorena(2) tsara,aza miova
kffn Miorena(2) tsara,aza miova
Miasà,miasà
Amin’ny asan’ny Tompo rahalahy
Satria fantatrareo fa tsy foana sehja akory
Na mihira hianareo na mitory
Fikelezan’aina ho amin’ny Tomponareo
Miderà,mankalazà
Omeo Azy ny voninahitra
Izy ilay Tompo Andriamanitra Avo indrindra
Izy mitantana sy mandrindra
Tolory ny haja sy ny fisaorana
Fiv/ Samia mifaly fa notahiana isika
Arabaina,velon’aina
Hatrizay,hatrizay
Nitantanany antsika
tononkira.serasera.org Nikoloina ny finoana
Miorena(2) tsara,aza miova
kffn Miorena(2) tsara,aza miova
Miasà,miasà
Amin’ny asan’ny Tompo rahalahy
Satria fantatrareo fa tsy foana sehja akory
Na mihira hianareo na mitory
Fikelezan’aina ho amin’ny Tomponareo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 11657
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Verohanitra
Daty : 11/08/2003 12:32
