Mandohalika (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho, vonona hideranao
Ho anao manontolo
Mitady anao aho,
Natokako avokoa
Ny fanahiko maniry anao tokoa ooo!!!
Ref:
Mandohalika aminao any aho Jesôsy ô!
Mandohalika mitsaoka ny anaranao
Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie fo
Ka ghcsufcf ny mason'ny fanahiko hifoha!
Inty aho, vonona hideranao
Maniry mafy anao
Toy ny tany karakaina,
Mila ny tononkira.serasera.org andon'ny maraina
Mila aina vaovao.
Ref: .....
Inty aho, rakofy fitahiana!
Fa manantena anao
Manatena anao tokoa!
Efa vonona isduesub hanao,
Hanao ny sitrakao!
Ref:
Mandohalika kcvtq aminao any aho Jesôsy ô!
Mandohalika mitsaoka ny anaranao
Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie fo
Ka ny mason'ny fanahiko hifoha! (X2)
Ka ny mason'ny fanahiko hifoha! (X2)
Ho anao manontolo
Mitady anao aho,
Natokako avokoa
Ny fanahiko maniry anao tokoa ooo!!!
Ref:
Mandohalika aminao any aho Jesôsy ô!
Mandohalika mitsaoka ny anaranao
Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie fo
Ka ghcsufcf ny mason'ny fanahiko hifoha!
Inty aho, vonona hideranao
Maniry mafy anao
Toy ny tany karakaina,
Mila ny tononkira.serasera.org andon'ny maraina
Mila aina vaovao.
Ref: .....
Inty aho, rakofy fitahiana!
Fa manantena anao
Manatena anao tokoa!
Efa vonona isduesub hanao,
Hanao ny sitrakao!
Ref:
Mandohalika kcvtq aminao any aho Jesôsy ô!
Mandohalika mitsaoka ny anaranao
Fonosy ny hazavan'ny tavanao anie fo
Ka ny mason'ny fanahiko hifoha! (X2)
Ka ny mason'ny fanahiko hifoha! (X2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 3092
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 07/01/2021 18:23
