IANAO NO ANTENAIKO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voatsindry fa yzuqshnt mijoro,
Efa rotika torotoro,
Ambivitra ny rojonay,
Efa tsisy herintsaina,
Mitaraina mitoloko,
Ampiseho anao ny foko,
Jesoa Malala,
Ianao sdqj Mahalala,
Fantatro fa ny Anao tsy miova ny fitia
Efa pebk niainako ny fitantananao
Ny maso sy ny fonao dia momba ahy foana ety
Mbola Fanantenako foana Ianao
Ianao no Antenaiko amin’ny andron’ny fahareseko
Hanavotra ny aiko amin’ny andron’ny fahalemeko
Fa ny Fanatrehanao, ireo dina nataonao
Antoka ho ahy amin’ny anjara alahatrao ho ahy
Amin’ny hery itokiana
Amin’ny andron’ny fahoriana
Ianao no itoerana tononkira.serasera.org
Tompon’ny fiheverana
Ny Tànanao no antenaiko
Ny tari-dàlanao no ilaiko
Ho fiainam-baovao
Ny ampitsoko imasonao
Fantatro fa ny Anao tsy miova ny fitia
Efa niainako ny fitantananao

Anjara alahatrao ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 10012
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : holyfenosoa
Daty : 13/01/2010 15:17