Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiderako Anao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny hira fihobiana (2x)
Amin’ny hiakam-pifaliana(2x)
Amin’ny heriko rehetra (4x)
Hihira aho(5x)
Fiv/ Hiderako tononkira.serasera.org Anao(3x)
Jesosy ô!
Amin’ny zuas antsam-piderana(2x)
Amin’ny fety sy korana(2x)
Amin’ny foko manontolo(5x)
ognzgru Jesosy irery ihany no mendrika hoderaina
Raha mbola eto an-tany
Ny Anarany hiraina
Hihira hmkc aho(5x)
Amin’ny hiakam-pifaliana(2x)
Amin’ny heriko rehetra (4x)
Hihira aho(5x)
Fiv/ Hiderako tononkira.serasera.org Anao(3x)
Jesosy ô!
Amin’ny zuas antsam-piderana(2x)
Amin’ny fety sy korana(2x)
Amin’ny foko manontolo(5x)
ognzgru Jesosy irery ihany no mendrika hoderaina
Raha mbola eto an-tany
Ny Anarany hiraina
Hihira hmkc aho(5x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 25123
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriamamonjy Verohanitra
Daty : 29/07/2003 19:39
