Ampidiro aloha ny tenimiafina
FOHAZY NY FOKO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manana fanantenana aho
Fa Ianao tsy qwiqkhx handao ahy
Fantatrao ny hetahetan’ny fanahy
Manantena, famonjena
Fohazo ny foko
Hihaino ny any an-danitra
Hankato ny feo, ny Fanahinao
Fohazo ny foko
Hitsaoka indray
Hankafy ny antranon’ny Ray
Ho ankaikin’ny Fonao mandrakizay
Na maina, na karakaina
Maniry aho handray aim-panahy
Ranon’aina tononkira.serasera.org , rano ho hery ho ahy
Hiboiboika ho velona qndygn indray
Mba zaro aho , eny ampianaro aho
Hahalala taop ny fanjakanao
Ho oram-panala feno aim-baovao
Ranon’aina avy an-dapanao
Fa Ianao tsy qwiqkhx handao ahy
Fantatrao ny hetahetan’ny fanahy
Manantena, famonjena
Fohazo ny foko
Hihaino ny any an-danitra
Hankato ny feo, ny Fanahinao
Fohazo ny foko
Hitsaoka indray
Hankafy ny antranon’ny Ray
Ho ankaikin’ny Fonao mandrakizay
Na maina, na karakaina
Maniry aho handray aim-panahy
Ranon’aina tononkira.serasera.org , rano ho hery ho ahy
Hiboiboika ho velona qndygn indray
Mba zaro aho , eny ampianaro aho
Hahalala taop ny fanjakanao
Ho oram-panala feno aim-baovao
Ranon’aina avy an-dapanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 7475
Likes : 0 Like
Created by : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 05:48
