Fiadanana anie ho anao (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mahatsiaro anao aho isanandro
Rehefa mihaona aminao
Mba ho avy aminao ny fony miaina ixfri hampitony
Na aiza na wewnn iza misy anao
dia mba ho vavolombelon’ny heriny
Hizarazara hery vaovao
Mba ho fanasin’ny tany hitondra hazavana ianao
Maneran’ny azao tontolo izao
Fiadanana reexes anie ho anao
Ho fenoin’ny Fanahy
Hijoro ho sahy
Fiadanana anie ho anao
Homba anao amin’ny izay atao.
Rehefa mihaona aminao
Mba ho avy aminao ny fony miaina ixfri hampitony
Na aiza na wewnn iza misy anao
dia mba ho vavolombelon’ny heriny
Hizarazara hery vaovao
Mba ho fanasin’ny tany hitondra hazavana ianao
Maneran’ny azao tontolo izao
Fiadanana reexes anie ho anao
Ho fenoin’ny Fanahy
Hijoro ho sahy
Fiadanana anie ho anao
Homba anao amin’ny izay atao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 7943
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/12/2007 15:37
