Andriamanitray ô! (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
             Andriamanitray ô (2x)
    wtywk          Indreto izahay (2x)
         tononkira.serasera.org bdkmh     Avy hidera Anao (2x)
             Ianao malalanay(2x)
             Mpanjakanay (2x)
             Mpamonjinay (2x)
          
             Tompon’ny hery rehetra Ianao
             Tsy misy mihitsy ny toa Anao
             Ny fitiavan’ny Ray tsy mba mifindra
             Jesosy Mpanjaka no ambony indrindra
             Jesosy ô!Malalanay

             Andriamanitray ô (2x)
   txnzij           Iriko mafy Ianao ô (2x)
             Andriamanitray ô (2x)
             Mitoera am- poko ao (2x)

             Mpanjakanay (2x)
             Mpamonjinay (2x)

             Tompon’ny hery (2x)
              

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 11401
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrakely
Daty : 18/12/2002 14:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0615