Afak'aho (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afak’aho (2)
Afaka ny gadrako
Lasa olombaovao aho
Karazany hafa mihitsiny e
Karazany hafa mihitsiny aho e
Voavonjy zfqovw aho (2)
Nariany hoy aho tononkira.serasera.org ny fahotako e
Azoko ny lanitra
Asaramanitra
Tsy hiverin-dalana intsony aho e
Fa ny fahasoavanao pkkskma no nahatoy izao ahy
Tsy hitoditodika aho e
Sao lasa vainga-tsira
Hanitsy aho hihira
Any amin’ny bokin’ny lanitra mihitsy e e
No svkiyhy nosoratany
Nosoratany ny anarako
Jesosy kely
Masoivohon’i Kristy
Karazany hafa mihitsiny aho e
Afaka ny gadrako
Lasa olombaovao aho
Karazany hafa mihitsiny e
Karazany hafa mihitsiny aho e
Voavonjy zfqovw aho (2)
Nariany hoy aho tononkira.serasera.org ny fahotako e
Azoko ny lanitra
Asaramanitra
Tsy hiverin-dalana intsony aho e
Fa ny fahasoavanao pkkskma no nahatoy izao ahy
Tsy hitoditodika aho e
Sao lasa vainga-tsira
Hanitsy aho hihira
Any amin’ny bokin’ny lanitra mihitsy e e
No svkiyhy nosoratany
Nosoratany ny anarako
Jesosy kely
Masoivohon’i Kristy
Karazany hafa mihitsiny aho e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 7657
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Lova1911
Daty : 10/07/2012 17:46
