Izaho sy ianao (Ricah Talibao)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy sahy milaza
Fa raha ny fitia tsisy ohatr'azy
Fa tia anao izy, mbola tia tononkira.serasera.org miohatra ahy
Tsofiko rano fa aza manahy
Fa tsy ampy mantsy iny habakabaka iny
Raha oczxau ohariko ilay fitia
Miredareda, eny tsisy fetra
Foiko ho anao ny amiko rehetra
Androany ho lazaiko ho rehan'izao tontolo izao
Ilay fitiavako anao
Fa na ny mamy na mangidy
Izaho sy ianao dia hiaradia
Na hiatra amin'ny aiko, eny izaho tsy ldtijkqa hanary anao
Fa izay ilay voady natao
Fa na mamy na mangidy
Izaho sy ianao dia hiaradia
Ka androany,sy ny amin'ny racked ho avy sy ny ampitso
Andresy tomany ireo tsiky
Anjary hazavana ilay haizimpito
Tsy mba hiemotra na oramikija
Fa tsy ampy mantsy iny habakabaka iny
Raha ohariko ilay fitia
Miredareda, eny tsisy fetra
Foiko ho anao ny amiko rehetra
Fa raha ny fitia tsisy ohatr'azy
Fa tia anao izy, mbola tia tononkira.serasera.org miohatra ahy
Tsofiko rano fa aza manahy
Fa tsy ampy mantsy iny habakabaka iny
Raha oczxau ohariko ilay fitia
Miredareda, eny tsisy fetra
Foiko ho anao ny amiko rehetra
Androany ho lazaiko ho rehan'izao tontolo izao
Ilay fitiavako anao
Fa na ny mamy na mangidy
Izaho sy ianao dia hiaradia
Na hiatra amin'ny aiko, eny izaho tsy ldtijkqa hanary anao
Fa izay ilay voady natao
Fa na mamy na mangidy
Izaho sy ianao dia hiaradia
Ka androany,sy ny amin'ny racked ho avy sy ny ampitso
Andresy tomany ireo tsiky
Anjary hazavana ilay haizimpito
Tsy mba hiemotra na oramikija
Fa tsy ampy mantsy iny habakabaka iny
Raha ohariko ilay fitia
Miredareda, eny tsisy fetra
Foiko ho anao ny amiko rehetra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ricah TalibaoVangy : 1606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : manitraharisontaxjam
Daty : 10/05/2020 10:46
