Tsy tsapa (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy tsapako indraindray,
hay ve Jeso ka tia ahy
Nahafoy ny Ainy ho avotro
Dera anie ho Anao, Kristy !

Sakaiza tsara sy mahate ho tia
Koa raiso ho Anao Ilay kristy
Ireo fahoriana izay nangeja anao
Tsy ho ela dia ho foana sy ho lao

Toa tsy tsapako indraindray,
Ilay Jeso nanafaka ahy
Tao anaty ota mandifotra
Dera anie ho Anao, Jeso

Sakaiza tsara sy mahate ho tia
Koa raiso ho Anao Ilay kristy
Ireo fahoriana izay nangeja anao
Tsy ho ela dia ho foana sy ho lao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763