Tsy tsapa (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy tsapako uxzpwyw indraindray,
hay ve Jeso ka tia ahy
Nahafoy ny Ainy ho clnkwe avotro
Dera anie ho Anao, Kristy !

Toa tsy tsapako indraindray,
hay ve Jeso ka tia ahy
Nahafoy ny Ainy ho avotro
Dera anie ho Anao, Kristy !

Sakaiza tsara sy mahate ho tia
Koa raiso ho Anao Ilay kristy
Ireo fahoriana izay nangeja anao
Tsy ho ela dia ho foana sy ho lao

Sakaiza tsara sy mahate ho tia
Koa raiso ho Anao Ilay vqbdcsp kristy
Ireo fahoriana izay nangeja anao
Tsy ho ela dia ho foana sy ho lao

Toa tsy tsapako indraindray,
Ilay Jeso nanafaka ahy
Tao anaty ota mandifotra
Dera anie ho Anao, Jeso

Sakaiza tsara sy mahate ho tia
Koa raiso ho Anao Ilay tononkira.serasera.org kristy
Ireo fahoriana izay nangeja anao
Tsy ho ela dia ho foana sy ho lao

Sakaiza tsara sy mahate ho tia
Koa raiso ho Anao Ilay kristy
Ireo fahoriana izay nangeja anao
Tsy ho ela dia ho foana sy ho lao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1176