Tiako loatra jesoa (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo tsara indrindra o! Tena nomenao e
ho ahy tsy mba nila tambiny na kely monja aza kxaiufm re
'Zato zava-tsoa tokoa miboika isan'andro
Atolotrao ho ahy daholo 'zay iriko sy angatahiko
na izay tsy fantatro aza kanefa mahasoa
Ref:
estfbmv Tiako loatra ianao jesoa eo anilako
Tiako tononkira.serasera.org loatra ianao jesoa ho mpitantana ahy foana e
Tiako loatra ianao jesoa fa tena manome soa
ndxvtbe Kanto e! Meva e! Tsara e! ianao jesoa...
Inona no havaliko anao ry Jesoa o
fa efa nomenao ahy tokoa ny zava-boahary mba ho ahy koa
Sy izay eo aminy, mivoatra tsy lany.
Ny tenako raiso mba ho fitaovan' eo am-pelatananao ry Tompo tia o
fa ekeko izao.
Ref: Tiako loatra ianao jesoa...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 2354
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : keuvin4
Daty : 07/03/2016 12:56