Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miasà, Fanahy o ! (Riampeon' Ny Maritiora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin’izay ka hatramin’izao
dia nanoro ahy Ianao ry Tompo tsy mandao
Ny làla-marina rehetra ahazoako uzpxbg fiainana
Tsy manampetra ary indro ihany koa
omenao mpananatra aho
Ref : Fanahy Masina ô!
Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
Fanahy Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
Fitiavanao no hanomezanao
Mpananatra ho ahy hanohy ny Asanao
Ka izany no asahiako izao manohy ny Asanao
Satria nandray ny Fanahinao hanoro ny asa ho atao
Ref (x4) : Fanahy Masina ô!
yere wgviqluc Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
Fanahy tononkira.serasera.org Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
dia nanoro ahy Ianao ry Tompo tsy mandao
Ny làla-marina rehetra ahazoako uzpxbg fiainana
Tsy manampetra ary indro ihany koa
omenao mpananatra aho
Ref : Fanahy Masina ô!
Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
Fanahy Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
Fitiavanao no hanomezanao
Mpananatra ho ahy hanohy ny Asanao
Ka izany no asahiako izao manohy ny Asanao
Satria nandray ny Fanahinao hanoro ny asa ho atao
Ref (x4) : Fanahy Masina ô!
yere wgviqluc Mirotsaha ahatonga ahy ho feno Anao
Fanahy tononkira.serasera.org Masina ô!
Miasà, miasà Ianao
Fa izaho manaiky Anao
ka hijoro ho vavolombelona
Fa tsara ny Asanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Riampeon' Ny MaritioraVangy : 443
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raiki-pitia
Daty : 22/09/2024 14:03
